Le service, votre DAO, le chiffrage, les recours, le paiement et vos données. Une autre question ? Écrivez-nous.Ny tolotra, ny DAO-nao, ny fikajiana, ny fitarainana, ny fandoavam-bola ary ny angonanao. Misy fanontaniana hafa? Manorata aminay.The service, your tender file, pricing, appeals, payment and your data. Another question? Write to us.
Un service de préparation de dossiers de réponse aux appels d'offres BTP à Madagascar (marchés nationaux et bailleurs internationaux). Nous analysons votre dossier d'appel d'offres (DAO), relions chaque poste à sa source, et signalons ce qui manque plutôt que de le deviner.Serivisy fanomanana raharaha valiny amin'ny appel d'offres BTP eto Madagasikara (tsena nasionaly sy mpamatsy vola iraisam-pirenena). Dinihinay ny dossier appel d'offres-nao (DAO), ampifandraisinay ny andiam-bidy tsirairay amin'ny loharanony, ary ambaranay izay tsy ampy fa tsy heverina.A service that prepares tender-response files for construction projects in Madagascar (national and international-donor markets). We analyze your tender file (DAO), link each line item to its source, and flag what is missing instead of guessing it.
Un service accompagné : vous déposez le DAO et suivez votre dossier dans votre espace. Nos outils assistent l'analyse ; nous préparons les pièces, chaque prix porte sa source et ce qui manque est signalé. Vous relisez, validez, signez et déposez l'offre.Ny roa : fitaovana mandinika ny taratasinao sy mampifandray ny angona tsirairay amin'ny loharanony, ampian'ny famerenam-pijerena ataonay amin'ireo lafiny mila fitsarana ataon'olombelona, tsy avela ho an'ny fandehanan-draharaha ho azy irery mihitsy.A supported service: upload your tender and track progress in your space. Our tools assist analysis; we prepare the documents, every price carries its source and anything missing is flagged. You review, validate, sign and submit the bid.
Non. Nous préparons et vérifions votre dossier de réponse ; la décision d'attribution revient entièrement au maître d'ouvrage.Tsia. Manomana sy manamarina ny raharaha valinao izahay ; ny fanapahan-kevitra momba ny fanomezana ny tsena dia miankina manontolo amin'ny tompon'ny asa.No. We prepare and check your response file; the contract-award decision rests entirely with the contracting authority.
La circulaire de régulation des marchés publics 2025 de l'ARMP vous laisse 10 jours à compter de la réception de la demande écrite pour justifier vos prix par écrit. Passé ce délai, plus aucune précision n'est recevable. Le plus sûr : avoir vos sous-détails de prix prêts avant le dépôt.Araka ny toromarika ARMP 2025 momba ny tsenam-panjakana, manana 10 andro manomboka amin’ny fandraisana ny fangatahana an-tsoratra ianao hanamarinana an-tsoratra ny vidinao. Rehefa tapitra io fe-potoana io dia tsy raisina intsony ny fanazavana fanampiny. Omano mialoha ny fametrahana ny tolotra ny antsipirian’ny kajim-bidinao.The ARMP's 2025 public procurement regulatory circular gives you 10 days from receipt of the written request to justify your prices in writing. After that, no further details are admissible. Safest approach: have your unit price breakdowns ready before submission.
Chaque candidat écarté reçoit une lettre recommandée indiquant les motifs du rejet, le nom de l'attributaire et le montant retenu. Un délai de recours de 10 jours court avant la signature du marché, à partir de la plus tardive des deux formalités : cette lettre et l'affichage du résultat (circulaire ARMP 2025).Mahazo taratasy rekomande ny mpifaninana voahilika, milaza ny anton’ny fandavana, ny anaran’ny nahazo ny tsena ary ny vola nekena. Misy 10 andro hanaovana fitarainana alohan’ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana. Manomboka amin’izay natao farany amin’ireto roa ireto izany: ny fampandrenesana amin’io taratasy io sy ny fampahafantarana ampahibemaso ny vokatra (toromarika ARMP 2025).Every rejected bidder receives a registered letter stating the reasons, the successful bidder and the amount awarded. A 10-day appeal period runs before the contract is signed, from the later of two formalities: that letter and the posting of the result (ARMP 2025 circular).
Le guide de la Commission d'appel d'offres de l'ARMP classe chaque offre comme conforme, substantiellement conforme ou non conforme : une offre non conforme au DAO est rejetée, quel que soit son prix. D'où l'importance de la liste des pièces exigées, vérifiée pièce par pièce.Ny torolalan’ny Vaomieran’ny tolo-bidy ao amin’ny ARMP dia manasokajy ny tolotra ho mifanaraka, mifanaraka amin’ny ankapobeny, na tsy mifanaraka. Lavina ny tolotra tsy mifanaraka amin’ny DAO, na inona na inona vidiny. Noho izany dia ilaina ny manamarina tsirairay ireo taratasy takina.The ARMP tender committee guide classifies every bid as compliant, substantially compliant or non-compliant: a bid that does not comply with the tender file is rejected, whatever its price. Hence the importance of checking the list of required documents one by one.
Elles peuvent différer : un marché financé par un bailleur peut suivre les règles de passation de ce bailleur. C'est le DAO auquel vous répondez qui indique lesquelles s'appliquent, et il fait foi.Mety tsy hitovy izy ireo: ny tsena vatsian’ny mpamatsy vola dia mety hanaraka ny fitsipiky ny mpamatsy vola momba ny fanaovana fifaninanana. Ny DAO andraisanao anjara no mamaritra ny fitsipika ampiharina ary izy no arahina.They can differ: a donor-funded contract may follow that donor's procurement rules. The tender file you are responding to states which ones apply, and it is authoritative.
La durée minimale figure dans le DAO. Taratasy DAO la reprend et calcule la date butoir correspondante dans l'Acte d'Engagement, à partir de la date limite de dépôt.Voasoratra ao amin’ny DAO ny fe-potoana farany ambany. Taratasy DAO dia mandray izany ary mikajy ny daty fiafarany ao amin’ny Acte d’Engagement, manomboka amin’ny daty farany fametrahana ny tolotra.The minimum period is set in the tender file. Taratasy DAO uses it and calculates the corresponding end date in the commitment deed, from the submission deadline.
Commencez par le DAO source (le dossier d'appel d'offres tel que publié). Les autres pièces (fiche entreprise, DQE, acte d'engagement, offre technique) peuvent être ajoutées ensuite, depuis la page de votre dossier.Atombohy amin'ny DAO loharano (ny dossier appel d'offres araka ny navoaka). Azo ampiana ny taratasy hafa (fiche orinasa, DQE, fanekena, tolotra ara-teknika) avy eo, avy amin'ny pejin'ny raharahanao.Start with the source tender file (the tender documents as published). The other documents (company sheet, quantity estimate, engagement act, technical offer) can be added afterwards, from your file's page.
Le fichier est contrôlé (type et contenu réels, pas seulement l'extension) puis enregistré. L'analyse démarre ensuite ; le statut de votre dossier et le bloc "Prochaine action" de votre espace reflètent où vous en êtes.Voajery ny rakitra (karazana sy votoaty marina, fa tsy ny fiafaran'ny anarany fotsiny) ary avy eo voatahiry. Manomboka avy eo ny famakafakana ; ny fizotry ny raharahanao sy ny sakana "Dingana manaraka" ao amin'ny sehatrao no maneho ny toerana misy anao.The file is checked (its actual type and content, not just its extension) then saved. Analysis then starts; your file's status and the "Next action" block in your space show where you stand.
La proposition de formule et de prix est remise dès que le dossier est complet : DAO, informations de l'entreprise et, s'il y a une visite des lieux, le certificat de visite et la fiche terrain. Il ne s'agit pas du délai de livraison : la date de remise des livrables est confirmée avant commande, selon le DAO et les pièces nécessaires. Signalez votre date limite dès le dépôt.Atolotra ny tolotra sahaza sy ny vidiny, rehefa feno ny antontan-taratasy: DAO, mombamomba ny orinasa ary, raha misy fitsidihana ny toerana, ny taratasy fanamarinana ny fitsidihana sy ny fiche momba ny toerana. Tsy io no fe-potoana fanaterana: hamafisina alohan’ny hanafatra ny daty hanaterana ireo antontan-taratasy, arakaraka ny DAO sy ireo taratasy ilaina. Lazao dieny mametraka ny DAO ny daty farany handraisana ny tolotra.The package and price proposal is provided once your file is complete: the tender, your company details and, if there is a site visit, the visit certificate and the site sheet. This is not the delivery deadline: the deliverable date is confirmed before ordering, based on the tender and required documents. State your submission deadline when uploading.
Votre entreprise, par la personne de votre choix. Elle remplit la fiche terrain (prix locaux, carrières, distances, état des routes, logement du personnel) et vous la déposez avec le certificat de visite dans votre espace. Un appel de 30 minutes au plus avec elle peut compléter ses informations, sans supplément. Nous ne nous déplaçons pas sur les chantiers.Ny orinasanao, amin'ny alalan'ny olona safidinao. Izy no mameno ny fiche momba ny toerana (vidin'ny akora eo an-toerana, toeram-pitrandrahana vato sy fasika, halavirana, toetry ny lalana, trano honenan'ny mpiasa) ary apetrakao ao amin'ny habakao miaraka amin'ny taratasy fanamarinana ny fitsidihana. Azo atao ny miresaka aminy an-telefaonina 30 minitra farafahabetsany, tsy misy sarany fanampiny. Tsy mandeha any amin'ny toerana fanaovana asa izahay.Your company, through the person of your choice. They fill in the site sheet (local prices, quarries, distances, road conditions, staff housing) and you upload it with the visit certificate in your space. A call of up to 30 minutes with them can complete their information, at no extra cost. We do not travel to sites.
Chaque prix affiché est relié à un document et, quand c'est possible, à une page précise. Une donnée sans source vérifiable n'est jamais remplacée par une estimation : elle reste signalée comme manquante.Ny vidiny tsirairay aseho dia mifandray amin'ny taratasy iray ary, raha azo atao, amin'ny pejy voafaritra. Ny angona tsy misy loharano azo hamarinina dia tsy soloina tombana mihitsy : mijanona voamarika ho tsy ampy izy io.Every price shown is linked to a document and, when possible, to a specific page. Data without a verifiable source is never replaced by an estimate: it stays flagged as missing.
Qu'aucun document fourni ne permet de justifier ce prix, cette quantité ou ce délai avec certitude. C'est à vous, ou à votre fournisseur de prix, de trancher, jamais à nous de deviner à votre place.Tsy misy taratasy nomena mahazo manamarina io vidiny, habetsahana na fe-potoana io amin'ny fahazoana antoka. Anao, na ny mpamatsy vidinao, no manapa-kevitra, tsy anay velively ny mihevitra ho solonao.That no document provided can justify this price, quantity, or timeframe with certainty. It is up to you, or your price supplier, to decide, never up to us to guess on your behalf.
Nous, avant la remise du dossier. Un poste sans source reste signalé : il n'est jamais complété par un prix supposé.Izahay no mamerina mijery azy.We do, before the file is delivered. An item without a source stays flagged: it is never filled with an assumed price.
Seulement les dossiers qui lui sont attribués, un par un. Un même expert peut travailler pour plusieurs entreprises clientes, mais chaque dossier reste cloisonné : il ne voit jamais un dossier qui ne lui est pas confié, ni vos règlements. Il est lié par une clause de confidentialité.Ireo raharaha nankinina taminy ihany no hitany. Afaka miasa amin’ny orinasa mpanjifa maromaro ny manam-pahaizana iray, saingy misaraka ny raharaha tsirairay: tsy hitany ny raharaha tsy nankinina taminy na ny fandoavam-bolanao. Voafehin’ny fepetra fitazonana tsiambaratelo izy.Only the files assigned to them, one by one. The same expert may work for several client companies, but each file stays separate: they never see a file not entrusted to them, nor your payments. They are bound by a confidentiality clause.
L'inscription, le dépôt de votre DAO et notre premier avis : la formule adaptée à votre dossier et son prix ferme, envoyés dans votre espace. Vous ne payez que si vous acceptez cette proposition, d'un clic.Ny fisoratana anarana, ny fametrahana ny DAO-nao ary ny hevitray voalohany : ny tolotra mety sy ny vidiny raikitra, alefa ao amin'ny habakao. Tsy mandoa ianao raha tsy ekenao amin'ny tsindry iray.Signing up, uploading your tender file and our first opinion: the right package and its fixed price, sent to your space. You only pay if you accept that offer, with one click.
Trois formules au forfait sont publiées sur notre page Tarifs : Diagnostic DAO (150 000 Ar), Dossier complet (300 000 Ar, celle que nous recommandons) et Complet prioritaire (450 000 Ar). Le prix vous est proposé dans votre espace et rien ne commence avant que vous l'acceptiez ; au-delà de 3 lots, chaque lot ajoute un tiers du prix de la formule. Dès le 3e dossier réglé sur 6 mois, la formule coûte 15 % de moins. Le Dossier complet inclut 2 cycles de correction ; le Complet prioritaire inclut les corrections jusqu'à la veille du dépôt et un échange de 15 minutes avec nous après la première version.Misy tolotra telo amin’ny vidiny raikitra ao amin’ny pejy Vidiny: Diagnostic DAO (150 000 Ar), Dossier complet (300 000 Ar, izay atolotray anao) ary Complet prioritaire (450 000 Ar). Atolotra ao amin’ny habakao ny vidiny ary tsy manomboka ny asa raha tsy ekenao. Mihoatra ny lot 3, ny lot fanampiny tsirairay dia manampy ampahatelon’ny vidin’ilay tolotra. Manomboka amin’ny raharaha faha-3 voaloa ao anatin’ny 6 volana, mihena 15 % ny vidin’ilay tolotra. Ny Dossier complet dia ahitana fanitsiana indroa; ny Complet prioritaire dia ahitana fanitsiana hatramin’ny andro mialoha ny fametrahana sy fifampiresahana 15 minitra aminay aorian’ny dika voalohany.Three flat-fee packages are published on our Pricing page: Tender diagnostic (150,000 Ar), Complete file (300,000 Ar, the one we recommend) and Priority complete file (450,000 Ar). The price is offered in your space and nothing starts until you accept it; beyond 3 lots, each extra lot adds a third of the package price. From the 3rd file paid within 6 months, the package costs 15% less. The Complete file includes 2 correction rounds; the Priority complete file includes corrections until the day before submission and a check-in call after the first draft.
Mvola, Airtel Money, Orange Money.Mvola, Airtel Money, Orange Money.Mvola, Airtel Money, Orange Money.
Le dépôt du DAO et notre premier avis sont gratuits. Après acceptation du devis : 50 % au démarrage, puis 50 % avant la livraison finale. Les corrections incluses restent disponibles après le règlement du solde.Maimaim-poana ny fametrahana ny DAO sy ny hevitray voalohany. Rehefa ekenao ny devis: 50 % amin’ny fanombohana, ary 50 % alohan’ny fanaterana farany. Mbola tafiditra ireo fanitsiana na dia voaloa aza ny ambiny.Uploading the tender file and our first opinion are free. After accepting the quote: 50% at the start, then 50% before final delivery. Included corrections remain available after the balance is paid.
Votre organisation, Taratasy DAO, et un expert uniquement s'il est explicitement attribué à votre dossier. Jamais une autre entreprise cliente.Ny fikambananao, Expert iray raha voatondro mazava ho an'ny raharahanao ihany, ary izahay. Tsy misy orinasa mpanjifa hafa mihitsy.Your organization, Taratasy DAO, and an expert only if explicitly assigned to your file. Never another client company.
Depuis votre espace, page Paramètres → Données personnelles. L'export contient votre profil, vos dossiers, échéances, postes signalés et paiements ; le contenu des fichiers reste accessible séparément depuis chaque dossier.Avy amin'ny sehatrao, pejy Fanamboarana → Angona manokana. Ao anatin'ny fanondranana ny mombamomba anao, ny raharahanao, ny fe-potoana, ny andiana voamarika ary ny fandoavam-bola ; azo idirana mitokana avy amin'ny raharaha tsirairay ny votoatin'ny rakitra.From your space, Settings page → Personal data. The export contains your profile, files, deadlines, flagged items, and payments; file contents remain separately accessible from each file.
La fermeture complète de votre compte n'est pas encore un parcours en libre-service : écrivez-nous, nous la traitons manuellement. Si vous voulez seulement supprimer un brouillon de dossier vide (sans document déposé), c'est possible directement depuis votre espace, sans nous contacter.Ny fanakatonana tanteraka ny kaontinao dia tsy mbola parcours mizaka tena : manorata aminay, izahay no mikarakara azy io manokana. Raha ny famafana volavolan-kevitra banga (tsy misy taratasy napetraka) ihany no tianao, azo atao mivantana avy amin'ny sehatrao, tsy ilaina ny mifandray aminay.Fully closing your account isn't yet a self-service path: write to us, we'll handle it manually. If you only want to delete an empty draft file (no document submitted), you can do that directly from your space, no need to contact us.
Non. Nous préparons et vérifions la cohérence de votre dossier ; pour toute question juridique ou contractuelle, un conseil compétent reste nécessaire.Tsia. Manomana sy manamarina ny fifanarahan'ny raharahanao izahay ; ho an'ny fanontaniana ara-dalàna na ara-pifanarahana rehetra, ilaina hatrany ny torohevitry ny manam-pahaizana.No. We prepare and check the consistency of your file; for any legal or contractual question, qualified counsel remains necessary.